| Teny iditra | mora hatonina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mora, hatonina | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: tsara fanahy | |
| Ohatra | Oniasa mpisorona lehibe ilay lehilahy mpanao soa mora hatonina, malemy fanahy, kanto raha handaha-teny, nikely aina hatramin'ny fahazazany amin'ny fanarahana ny hatsaram-panahy rehetra;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/07 |
|