|
|
|
|

Teny iditra mpanampy (ampy)
Sokajin-teny anarana
 Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]
 Olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
 Auxiliaire [1.13]
Ohatra 
1kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao. [2.643]
2Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114]

Teny iditra mpanampy (ampy)
Sokajin-teny anarana
 Zanateny entina manamafy teny iray [1.13]
 Auxiliaire [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  mpanampy mahay roa

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07