|
|
|
|

Teny iditra mpandova (lova)
Sokajin-teny anarana
 Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe [1.1]
 An heir [1.7]
 Héritier [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20