|
|
|
|

Teny iditra lova
Sokajin-teny anarana
 Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy
Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [1.1]
 An inheritance [1.7]
 Héritage [1.8]
Ohatra 
1Ireny no lova sarobidy avy amin' ny razana. [2.445]
2ny ray aman-dreny masi-mandidy amin'ny lova; [2.508]
Sampanteny 
Mpanahaka  lovabe
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07