|
|
|
|

Teny iditra mpanelanelana (elanelana (elana))
Sokajin-teny anarana
 Olona alaina hitsara ady na hampifanaraka olona roa miady; atao koa hoe elanelampanahy: Mifidy olona ho mpanelanelana
Olona alaina mba hampifandray ny tena amin' olon-kafa raha misy zavatra angatahina amin' ity faharoa;mpanalalana: Ny Razana ve no mpanelanelana antsika amin' Andriananahary [1.1]
 Intermédiaire; médium [1.13]
Ohatra 
1Honneger no mpanelanelana nahefa tamin' izany. [2.356]
2Ary raha ain' olona no hotsaraina, dia atao avo sasaka ny mpanelanelana. [1.123]

Teny iditra mpanelanelana (elanelana (elana))
Sokajin-teny anarana
 Singa hazo na vy anambarana na anamafisanâ zavatra roa na maromaro [1.13]
 Entretoise [1.13]
Voambolana 

Teny iditra mpanelanelana (elanelana (elana))
Sokajin-teny anarana
 Ana mitondra vovobony [1.13]
 Agent pollinisateur [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra mpitati-bovobony

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08