|
|
|
|

Teny iditra mpanelirà
Sokajin-teny anarana
Singan-teny mpanely, ra
 Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany [1.1]
Mpanahaka  mpamerindrà

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/30