|
|
|
|

Teny iditra mpamerin-drà
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mpamerina, ra
 [ mpamerindra ] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1]
Voambolana 
Mpanahaka  mpanelirà

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08