| Teny iditra | mpanjaitra (zaitra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Olona manjaitra, izany hoe mandidy sy manakambana ny lamba ho tonga akanjo, ka izany no ataony antom-pivelomana [1.1] | ||
| A tailor, a seamstress [1.7] | ||
| Tailleur, modiste [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|