| Teny iditra | mpiambina (ambina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo [1.1] | ||
| A guard. [1.2] | ||
| A watchman [1.7] | ||
| Gardien [1.8] | ||
| Ohatra | Nefa noperan'ilay mpiambina tamin'ny baiko tsy niteny.
[2.895] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/06/10 |
|