|
|
|
|

Teny iditra mpiantsa (antsa)
Sokajin-teny anarana
  [Bara, Tanosy] Mpihira [1.78]
 Ireo tsimandoa lahy sy vavy, manaraka ilay olona hobena amin' ny antsa: sady mihira no manao fihetsehana toy ny mandihy eny am-pamindrana izy ireo, ary samy mitana tapadamba kely ka indray manopaka an' iny na miankavia na miankavanana [1.1]
 Royal singers. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20