| Teny iditra |
antsa
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara, Tanosy]
Hira [1.78]
|
| | Hira fankalazana sy fiderana ny fiandrianan' ny mpanjaka na fihobiana ny mpandresy an' ady avy niantafika [1.1]
|
| | Chanting [1.2, 1.7]
|
| | A mode of singing by the attendants on the sovereign. [1.2]
|
| | Singing [1.7]
|
| | Chant [1.8]
|
| | [Vezo]
Chanson, chant de louange [1.68]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
Chant, musique [1.405]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Velona ny antsa eo an-kianjan' ny famorana.
[2.606]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
antsa
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tambahoaka]
Tsininy [1.78]
|
| | [Betsimisaraka]
Tsiny, kilema [1.78]
|
| | [Provincial]
Defect, fault, imperfection. See tsiny,
adidy
[1.2]
|
| | [Vezo]
Compassion, miséricorde, pitié [1.68]
|
|
| Teny iditra |
antsa
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | [Vezo]
Charitable, compatissant, humain, miséricordieux, philanthrope [1.68]
|
|
| Teny iditra |
Antsa
|
| Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
| Mpanoratra | Rabemananjara Jacques |
| Mpanonta printy | 1948. Société des Amis des Poètes de l'Union Française, 1948. Poems.
|
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
| Lahatsoratra |
|
|