| Teny iditra | mpiaotra (aotra) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|