|
|
|
|

Teny iditra mpifankatia (tia)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 Amants [3.1]
Ohatra 
1Mpifankatia hita faty tanaty rano [4.14]
2Ohatra ny mpifankatia ela tsy nihaonana sahady izahay mianaka nony vao nifankahita [2.471]
3Toy ny nafatotra ny vavan'ireo mpifankatia ireo, ary marina mihitsy ny tenin'ny lehilahy mpanoratra malaza hoe: "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner) [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20