|
|
|
|

Teny iditra mpihaingo (haingo)
Sokajin-teny anarana
 Celui qui se pare, qui est toujours paré [1.3]
Ohatra Zaka moa dia efa mpihaingo hatramin' ny ela ka ny nanaitra taminy kosa, dia ny fahatsoran' ny fitafiany nony vao nanambady izy. [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20