|
|
|
|

Teny iditra mpihary (hary)
Sokajin-teny anarana
 Générateur
Ohatra 
1Fa ny tenin' ny mpihary mipetraka amin'ny mpandova [2.588]
2Mandria ny vady, mandria ny zanaka, miharia ny mpihary [2.298]
3Mba ho afaka mihary ny mpihary sy hamboly ny mpamboly ka ho be ny harena sy ny sakafo [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08