|
|
|
|

Teny iditra hary
Sokajin-teny ny ho avin' ny mpamaritra ary

Teny iditra hary
Sokajin-teny tenim-piontanana [Fitanisana]
 Izany manko o! [1.1]
 Indeed! Really! Is it so? [1.2]

Teny iditra hary
Sokajin-teny anarana
 Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ [1.1]
 Accumulated possessions [1.7]
 Biens accumulés [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra hary
Sokajin-teny anarana
  [Tambahoaka] Nonon' omby [1.78]
Voambolana 

Teny iditra hary
Sokajin-teny anarana
 (même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois :
[Bara, Betsileo, Tanala] Bridelia pervilleana Baill. (Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier).
[Tandroy] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae) [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Bridelia pervilleana, Bridelia pervilleana var. humbertii

Teny iditra hary
Sokajin-teny anarana
 (de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout :
[Taisaka] Erythroxylum pervillei Baill. (Erythroxylaceae)
[Tandroy] Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Erythroxylum pervillei, Strychnos spinosa

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01