| Teny iditra |
mpitsara
(tsara)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalà na atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka) [1.1]
|
| | A judge [1.7]
|
| | Juge [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao.
[2.324]
|
| 2 | dia manam-pahefana ny Mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy.
[1.123]
|
|
| Lahatsoratra |
|
| Teny iditra |
Mpitsara
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
|
| | Mpitsara: boky iray ao amin' ny Baiboly
[2.996]
|
| | Judges: one of the books of the Bible
[2.996]
|
| | Juges: un des livres de la Bible
[2.996]
|
| Voambolana |
| Lahatsoratra |
|