|
|
|
|

Teny iditra mpivady (vady)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 Les époux [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Resaky ny mpivady efa nisaraka. [2.69]
2Fa ireto mpivady vao, iza moa izy ireo? [1.369]
3Nofafazany rano tamin' izay ireo mpivady. [2.442]

Nohavaozina tamin' ny 2019/09/16