|
|
|
|

Teny iditra na aiza na aiza
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny na, aiza
 Wheresoever [1.2]
 Partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel) [1.3]
Ohatra 
1Na aiza na aiza eto Madagasikara dia ahitana ahy [2.117]
2Tsy mivadika Ikemba, hanaraka anao na aiza na aiza [2.499]
3Mba ho olom-banona mandrakariva, na aiza na aiza hisy anareo [2.270]
4Na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na rà akory [2.996]
5Deraina amin' ny hafaingan-tsainy ny Malagasy, na aiza na aiza alehany [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11