|
|
|
|

Teny iditra nde
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Jereo ndeha [1.1]
Ohatra 
1Nde ihany aho hananika eo Ampitiliana hijery. [2.928]
2Sady nde horaotiny Ramatoa Raseheno fa nosakanan'ny olona. [1.214]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/05