| Teny iditra | nenitoa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | neny, toa | |
| Teny fiantsoana ny zokiny indrindra amin' ny rahavavin' ny reny niteraka na ny anabavin' ny ray nateraka [1.1] | ||
| The eldest aunt, an aunt [1.7] | ||
| Tante, tante ainée [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|