|
|
|
|

Teny iditra neny
Sokajin-teny anarana
 Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha hankaiza ianao, ry neny?
Teny enti-manaja ny vehivavy efa lehibebe tokotokony ho renin' ny tena. Teny nakambana: nenibe, nenifara, nenitoa [1.1]
 Mother, mamma; a nurse. It is more frequently heard as ineny [in various malay dialects it appears as inana, neina, ina, nina, nene.] [1.2]
 Mother, mama [1.7]
 Mère, maman [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12