| Teny iditra | ngalingaly (ngaly) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mainty manganohano, maizimaizina [1.1] | ||
| Intensely black, dark. [1.2] | ||
| Ohatra | Tsy mahagaga raha ngalingaly avokoa izy rehetra tompon-tany.
[2.471] | |
| Tovy hevitra | ngaly | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|