| Teny iditra | ngaly | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||
| Mainty mangirangirana; maizina tanteraka [1.1] | |||
| Intensely black, dark [1.2] | |||
| Noir luisant [1.3] | |||
| Ohatra | Ngaly sady ngizina ny haizin' ambanivohitra fa tsy mba nanana jiro varatra hamotsiana azy iretsy mpamboly mandadiana.
[1.281] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny Loko | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
|