| Teny iditra | ngodona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [1.1] | ||
| A hollow sound [1.2] | ||
| Bruit des pas [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2015/03/25 |
|