|
|
|
|

Teny iditra mingodona (ngodona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodona fa manaitra zaza [1.1]
 To emit a hollow sound. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mingodona
Ny lasa : ningodona
Ny hoavy : hingodona
Filaza mandidy : mingodòna
Tovy hevitra mingodongodona

Teny iditra mingodòna (ngodona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingodona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20