| Teny iditra | ngonona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy. [1.1] | ||
| A low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | ngonongonona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2010/09/06 |
|