|
|
|
|

Teny iditra nitady toko ka sendra vato
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mitady, toko, sendra, vato
 Sendra izay notadiavina indrindra (matetika io fombam-piteny io no tohizana ny hoe: naniry zaza ka tera-dahy, nikororoka vary ka sendra rivotra) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20