| Teny iditra |
mitady
(tady)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
|
| | To seek, to look for [1.7]
|
| | Chercher [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Eny, mitady izany izy, mikaroka izany.
[2.470]
|
| 2 | Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho.
[2.4]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mitady |
| Ny lasa : |
nitady |
| Ny hoavy : |
hitady |
| Filaza mandidy : |
mitadiava |
|
| Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ |
|
| Teny iditra |
mitady
(tady)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Vita tady [1.1]
|
| | Twisted [1.2]
|
|