|
|
|
|

Teny iditra njola
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza ny olona mijery amin' ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no alehan' ny masony: Misy ny njola mitifitra, misy ny mifanaraboamaso [1.1]
 Squint-eyed. [Malay Juling.] [1.2]
 Cross-eyed, squint-eyed [1.7]
 Qui louche [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra gila

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15