| Teny iditra | noely | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fety kristianina fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy izay ankalazaina amin' ny 25 Desambra Krismasy [1.1] | ||
| Christmas. Comp. krismasy. [1.2] | ||
| Christmas [1.7] | ||
| Noël [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | krismasy | |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: noël. | |
| Mpanahaka | paka | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18 |
|