| Teny iditra | paka | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| [Tanala] Hatrany, hatramin'ny: Hajakajake lahateto pak'eroy e! (hazakazaka hatr'eto ka hatr'ery e!) [1.78] | ||
| Teny iditra | paka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fidonana eo akaiky; fifanakaikezana, fihaonana. [1.1] | ||
| Juxtaposition, action de toucher à, d'arriver à, d'atteindre, de choquer [1.3] | ||
| Action de toucher à, arriver à [1.8] | ||
| Teny iditra | paka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Kitsokitso na tsokitsoky loha: Pa-tendro irý tendrombohitra [1.1] | ||
| Qui a un bout pointu: Trano pa-tendro (Maison de forme conique ou pyramidale) ~ Tendrombohitra pa-tendro (Montagne conique) [1.3] | ||
| (toute l'île). Tout ce qui est pointu. Suivant les plantes : la glume aristée d'une Graminée ; l'arête de certains akènes, les épines, etc. [1.196] | ||
| Teny iditra | paka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Kiran-javamaniry mitovy amin' ny taretra fanaovana gony [1.1] | ||
| [Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] (Vient de paka (1)). Nom donné à des plantes présentant de tels organes pointus. Surtout : Urena lobata L. (Malvaceae). Les akènes présentent en effet des pointes qui permettent aux graines d'adhérer aux vêtements, aux toisons des animaux, etc. Constitue des peuplements naturels sur les sols inondés en saison chaude, mais qui deviennent cultivables en saison froide. Donne des fibres textiles utilisées comme succédané du jute, pour les sacs d'emballage. Une usine située à Majunga traite cette fibre. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | paka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] (de paka : action de choquer, de cogner). Nom donné à des bois qu'on utilisait pour faire des béliers. Surtout : Homalium nobile Baill. (Salicaceae). Réf. Réserves Naturelles 6633 et Dillenia triquetra (Rottb.) Gilg (Dilleniaceae). [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | paka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| (mis pour voapaka). Suivant les régions :
[Sakalava, Tankarana] Uapaca amplifolia Denis (Phyllanthaceae) ; nom noté par Decary, fichier manuscrit [Betsimisaraka] Uapaca ferruginea Baill. (Phyllanthaceae) ; réf. Capuron, Service Forestier 9120. Fuits comestibles. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | paka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Mahafaly] (déformation de paky). Boscia longifolia Hadj-Moust. (Capparaceae). Réf. Service Forestier 440. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | Paka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fety lehibe indrindra amin' ny Kristianina fa fahatsiarovana sy fankalazana ny nitsanganan' i Kristy ho velona ny andro fahatelo taorian' ny nahafatesany. (Ny fetin' ny Paka dia naraikitra ho amin' ny alahady manarakaraka ny fenomanana aorian' ny 21 Marsa) [1.1] | ||
| Easter [1.7] | ||
| La fête de Pâques [1.3] | ||
| Pâques [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: Pâques. | |
| Tsipelina hafa | paska | |
| Mpanahaka | Krismasy ~ Noely | |
| Teny iditra | Paka | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
| Paka [2.996] | ||
| Passover [2.996] | ||
| Pâque [2.996] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paka amin'ny mpianatro?
[2.996] | |
| Tovy hevitra | Paska | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18 |
|