|
|
|
|

Teny iditra ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny antenaina, tsy, azo, tanana, votsotra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: gaina [1.1#389]
Ohatra Kepoka izy mianaka fa ny nantenain-tsy azo, ny an-tanam-botsotra [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/01