| Teny iditra | oksizenina > oksizena | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1] | ||
| [ oksizenina ] Singa simika [1.13] | ||
| [ oksizenina ] Oxygène [1.13] | ||
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: oxygène. | |
| Tsipelina hafa | oksizenina | |
| Mpanahaka | O | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Fisokajiana miherina | |
|
|