| Teny iditra |
olika
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fiviliviliana, safelika, olaka, [1.1]
|
| | [1.13]
|
| | Winding, as a road, etc. Same as olaka
[1.2]
|
| | Sinuosité, contour, zigzag, spirale [1.3]
|
| | Circuit [1.13]
|
| Ohatra | olika nanenjika jomoka tany.
[1.436]
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
olika,
oliko,
olikao,
oliny,
olitsika,
olikay,
olikareo,
olik',
oli- |
|
| Sampanteny |
| Tovy hevitra | ~ ~ ~ |
|
| Teny iditra |
olika
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tambahoaka]
tsinay
[1.78]
|
| | [Provincial]
The intestines [1.2]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
olika
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Provincial]
A rope [1.2]
|
|