| Teny iditra | miolika (olika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mivily, mihodina: Eto no miolika miankandrefana ny renirano [1.1] | |||||||||
| To wind about as a serpent; also same as miolaka. [1.2] | |||||||||
| être sinueux, en zigzag, en spirale, se détourner, serpenter [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Irony lalana ery avaratra ery dia malomaloka toa lalana ela ary toa miolika atsy toa miolika aroa nefa manodidina no andrefan-tranon-dRatiakonohoniolona [2.131] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | miolaka ~ miolikolika | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|