| Teny iditra | olo-marina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | olona, marina | |
| Olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny [1.1] | ||
| Ohatra | Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy
[2.895] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |
|