| Teny iditra |
miondana
(ondana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manana ondana: Matory tsy miondana Mampiasa ho ondana: Miondam-bato [1.1]
|
| | To have a pillow under the head. [1.2]
|
| | To pillow one's head on [1.7]
|
| | Mettre la tête sur un oreiller [1.8]
|
| Ohatra | Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony.
[2.324]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miondana |
| Ny lasa : |
niondana |
| Ny hoavy : |
hiondana |
| Filaza mandidy : |
miondàna |
|
|
| Teny iditra |
miondàna
(ondana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|