| Teny iditra | onja | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fivalombalonan' ny rano tsofin' ny rivotra: Atopatopan' ny onja ny lakana Zava-tsarotra setraina: Ny onjan' ny fiainana [1.1] | ||
| A wave. See alon-drano. [1.2] | ||
| A wave [1.7] | ||
| Vague, onde [1.8] | ||
| Ohatra | Mitopatopa ny onja vaventy.
[2.471] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |
|