| Teny iditra |
manonja
(onja)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany [1.1]
|
| | To rise up in waves, to undulate. [1.2]
|
| | To rise up in waves [1.7]
|
| | Avoir les flots agités [1.8]
|
| Ohatra | Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa...
[2.471]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manonja |
| Ny lasa : |
nanonja |
| Ny hoavy : |
hanonja |
| Filaza mandidy : |
manonjà |
|
|
| Teny iditra |
manonjà
(onja)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonja
|
| | [1.3]
|
|