| Teny iditra |
ony
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Renirano mivarina any an-dranomasina [1.1]
|
| | A river. See renirano. [mal. Sungai. For omission of s see ompa, etc.]
[1.2]
|
| | A river [1.7]
|
| | Rivière [1.8, 1.13]
|
| | Fleuve [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Teo amoron' ony ianao, no nofisiko namintana;
[2.1022]
|
| 2 | misy adaladala isika koa manao rano maina ony.
[2.298]
|
| 3 | Mandoro biriky eny amoron' ny ony koa izy ireo.
[2.445]
|
|
| Mpanahaka |
renirano |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
| Lahatsoratra |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
ony
|
| Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
| | See onotra
[1.2]
|
|