| Teny iditra | orenana (orina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tsatohana: Terỳ amoron' ny renirano no norenana ny lay Ananganana: Tsy azo orenana trano, hono, eto fa hisy lalana hatao Ilana, ananganana (ady): Norenany ady tamin' ny taniko aho [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|