|
|
|
|

Teny iditra ory hava-manana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny ory, havana, manana
 Malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23