| Teny iditra | otazana (oty) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tapahina hiala amin' ny taho: Otazo ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1] | |||||||||
| To be picked, (of fruit or flowers) [1.7] | |||||||||
| Qu'on cueille; qu'on sèvre [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ary aza otazana avokoa ny eo amin'ny sahanao, ary aza tsimponina izay latsaka eo amin'ny sahanao
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | otoazana ~ toazana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|