|
|
|
|

Teny iditra papango
Sokajin-teny anarana
 Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1]
 Oiseau papangue [2.415]
 Papangue [1.54]
 Nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]
2Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [2.996]

Teny iditra papango
Sokajin-teny anarana
 Se disait des voleurs [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07