|
|
|
|

Teny iditra paradisa
Sokajin-teny anarana
 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1]
 Paradise [1.7]
 Paradis [1.8]
Ohatra 
1Ho tokantrano toy ny Paradisa an-tany; [2.346]
2anefa dia lasa nankany am-Paradisa izy. [2.649]
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: paradis.
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30