|
|
|
|

Teny iditra paradizy
Sokajin-teny anarana
 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. [Voambolana: ]
Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1]
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: paradise.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2012/04/24