|
|
|
|

Teny iditra penina
Sokajin-teny anarana
 Vy kely fanoratana amin' ny ranomainty [1.1]
 A pen [1.2, 1.7]
 Plume à écrire [1.8]
Ohatra Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Ny fihaviany Fanazavàna teny anglisy: pen.

Teny iditra Penina
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Peninnah [2.996]
 Peninna [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Fenenà

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16