| Teny iditra | -pira- | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe firaka | |
| Ohatra | Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, fira-potsy amam-pira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao
[2.996] | |
| Teny iditra | pira | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara, Mahafaly, Tanosy] fingotra [1.78] | ||
| (comme mpira). Nom général des plantes fournissant du caoutchouc. Suivant les dialectes surtout :
[Sakalava] Landolphia crassipes (Radlk.) K. Schum. (Apocynaceae). Liane fournissant un caoutchouc très apprécié. [Mahafaly, Tandroy] Euphorbia intisy Drake (Euphorbiaceae). Voir Boiteau : Les Caoutchoucs de Madagascar, Tananarive, 1943. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Euphorbia intisy, Landolphia crassipes | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|