|
|
|
|

Teny iditra pitsika
Sokajin-teny anarana
 Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Pitsi-bomba
Fialana tampoka ary toa mitsambikina [1.1]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/04